Tany amin'ny manodidina ny 145 km andrefana somary atsimo andrefan'Itampolo, Disitrikan'Ampanihy no nisy ny foiben'i Elvis, tamin'ny 3 ora tolakandro teo...
Tokony havondrona ho iray ireo ray aman-dreny rehetra mahatsiaro ho manana adidy amin'ny firenena, hoy ny antoko VHT...
Efa misy ireo asa mivaingana notanterahana eto Madagasikara, mikasika ny fanomezan-danja ny angovo azo avy amin'ny fanodinana ny fako...
• Ny fanakaikezana ny mahantra sy ny fanakaikezana ny pretra, ireo no teboka roa nisongadina, nandritra ny fihaonan'ny Evekan'i Madagasikara tamin'ny Papa Léon XIV... • Ankizy katolika manaja ny tontolo iainana, fanantenan'ny Eglizy : io no teny manentana ho an'ny ankizy rehetra tao amin'ny Diosezin'i Morombe, nentina nanamarihana ny Jobily 2025, ho an'ny ankizy... • Eokaristia Masina notanterahana tao amin'ny EKAR Masina Misely Itaosy omaly, no nentina nanamarihana ny fankalazana ny faha-25 taona niorenan'ny fikamban-drelijiozy Masera Carmélites Mineures de la Charité...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.