• Tsy nampanantena ny hahatafitan'ny Barea any amin'ny Mondial 2026, ny mpanazatra vaovao. Hiezaka hiasa aho, hoy izy androany, na dia mety tsy ho azo alaina an'eritreritra aza izany...
  • Ahiana ho tapaka ny AGOA, ka mety hahavery asa an-hetsiny eto Madagasikara. Maro amin'ireo orinasa afaka haba eto amintsika no efa mitsinjo lavitra, hoy ny Randrana Sendikaly...
  • Nanao hetsika indray ireo mponina eny Anosiarivo Ambohimanga Rova, manoloana ny fanamboarana ny lalambe migodana eny an-toerana. Mitaky ny fampiatoana ny asa sy hisian'ny dinika amin'ny fanjakana izy ireo...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 12 ôktôbra 2026

• Notontosaina ny sabotsy 10 ôktôbra 2026 ny Ivon'ny Fankalazana ny faha-30 taonan'ny Radio Don Bosco... Nampirisika ny mpino rehetra hanatanteraka ny vavaka Raozery isan-tonkantrano ny avy eo anivon'ny Ekipan'ny Raozery Nasionaly... • Nanentana antsika ny Ray masina mba hizara ny hafaliana tena izy...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...