Tsy ho isan'ireo ben'ny tanàna vaovao handray ny fitantanana ny kaominina i Djavojozara Jean Luc Desiré na dia nandresy tamin'ny fifidianana aza ; efa voatendry sy vita ny famindram-pitantanana teo amin'ny PDS vaovao ao Antsiranana-I...
Mbola tsy tena zatra loatr an'ilay fiovaovan'ny vidin-tsolika ny mpanjifa. Ny voalohan'ny volana hatramin'ny fahadimin'ny volana no hisian'ny fanitsiana arakaraky ny zava-misy hoyny Ministry ny Angovo...
Misy hatrany ireo tambajotra manohy ny fitrandrahana ireo harem-pirenena arovana ho lany tamingana eto MAdagasikara...
Nanapa-kevitra ny hisitaka eo anivon'ny OMS ihany koa ny Filoha Argentin, Javier Milei...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.