Ny hamerenana an'i Madagasikara ho NOSY MAITSO no antony nambolen'ny ministeran'ny tanora sy ny fanatanjahantena zana-kazo teny Carion ny sabotsy teo...
Miseho lany ny tsy fitoviam-pijery eo amin'ireo mpikambana ao amin'ny Mouvement GASIKARA, ankehitriny. Hiara-hiasa amin'ny ben'ny tanàna ao Antananarivo-renivohitra ny mpanolontsaina monisipaly lany tamin'ny anaran'ny vovonana MG Mahery Miller...
Hiara-hiasa akaiky amin'ny Diôsezin'i Toamasina ny masoivoho Japoney mahakasika ny fahasalamana, vita sonia ny herinandro lasa teo ny fifanarahana momba izany...
Afaka mivezivezy malalaka Mianatsimo sy Mianavaratra ireo mponina any amin'ny faritra GAZA satria niala tany amin'ny faritra Netzarim ny tafika Israelianina...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.