• Naneho ny heviny manoloana ny toe-java-misy ara-pôlitika tato ho ato ny RMDM. Miantso ny hanamafisana ny firasian-kina hijerena ny tombontsoa ambony ho an'ny firenena tsy hitazam-potsiny ny zava-misy izy ireo...
  • Nanome toky ny ben'ny tanàna an'Antananarivo renivohitra fa tsy handika ny fifanarahana tamin'ireo mpanolontsaina monisipaly izy...
  • Marihana androany ny andro eran-tany ho an'ny RADIO. Hisy ho antsika eto Madagasikara ny fandaharana iombonan'ny onjam-peo maro hanehoana ny fanamarihana izany...
  • Nifampiresaka tamin'ny alalan'ny antso an-taroby ny filoha amerikana sy ny filoha rosianina. Fifampiresahana lava kanefa nahitam-bokany. Izay no namintinan'ny filoha amerikana Donald Trump izany...

[Miara-dàlana] Zoma 11 septambra 2026

• Tovolahy miisa valo no nanonona ny Voady Voalohany, hiditra ho mpikambana ao amin'ny Fikambanana Salezianin'i Don Bosco, ny talata 8 septambra 2026... • Fanomezana sarobidy sy andraikitra tsy maintsy arovana ny fahamendrehan'ny maha olona, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny “Audience générale” ny alarobia 9 septambra 2026... • Nandray ireo Eveka vaovao miisa 147 namonjy ny fiofanana any Roma, ny Papa Léon XIV omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...