• Noesorin'ny Antoko HVM tsy ho mpikambana ao aminy intsony Andriamatoa Rasolofonirina Jean Michel José Andriamady, kandidà mpanolontsaina ny tanàna tany amin'ny Koaminina Mahajanga-I, noho ny fandikana ny fitsipika mifehy ny Antoko...
  • Laha-dinika nandritra ny "Conseil des directeurs" (CODIR) ho an'ireo tale sy tompon'andraikitry ny sekoly katôlika teto amin'ny Diôsezin'Antananarivo ny momba ny rafitra maha katôlika sy sekoly katôlika sy ny fifandraisana amin'ny rafitry ny fanjakàna...
  • Hankalaza ny faha-30 taona niakarany an-tsehatra i Samoela, hosantarina amin'ny seho atao eny amin'ny Kianja Malacam Antanimena ny 6 avrily izao, ary hotohizana amin'ny fitetezam-paritra...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...