Isan'ny lasibatry ny tondra-drano vokatry ny rotsak'orana teto an-drenivohitra ny teny Ankorondrano sy ny manodidina. Nitondra fanampiana ho azy ireo ny Solombavambahoaka voafidy Gasikara Fenosoa...
Homarihana any Mahajanga Faritr'i Boeny ny 4 hatramin'ny 8 marsa ho avy izao ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy...
Nahatontosa ny fambolen-kazo iraisana ny tao amin'ny Diôsezin'Antsiranana. Zanakazo 7.000 fototra no novolena tao Anivorano-Avaratra, Distrikan'Antsiranana-II...
Manao rano lava ny firariantsoa sy ny vavaka ho an'ny fahasalaman'ny Papa François mbola manaraka fitsaboana ao amin'ny Hopitaly GEMELLI. Hatramin'ny mpino avy amin'ny Eglizy Anglikanina miombom-po sy mivavaka ho an'izay fahasalaman'ny Papa izay...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.