Milaza ho manana vahaolana hanarenana ny orinasa, ny "Corps Social" eo anivon'ny JIRAMA. Tafatsangana ary nampahafantarina teny Mahamasina ny "Corps social" nampivondronana ny mpiasa io...
Fanadihadiana momba ny fihetsika mila arahina ho fiarovana ny niharam-boina mba tsy hampihitatra ny fahavoazana...
Miisa telo ireo olona efa voasambotra tamin'ny raharaha fitifirana an'ny Rasazy Narindra. Iray amin'ireo voasaringotra ireo ny tompon'andraikitra teo aloha tao amin'ny kaominina Mangataboahangy...
Afaka nanatrika ny Eokaristia Masina tao amin'ny Hôpitaly Gemelli hitsaboana azy i Papa François omaly...
• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.