Tsy ekena ny fisian'ny tsy maty manota, tsy ekena torak'izany ihany koa ny fitsabahan'ireo olom-boafidy amin'ny fampiharana didim-pitsarana hoy ny filoha voalohan'ny Fitsarana tampony Hugues Yves Rajoelina...
Mitombo ny fahantrana manerana ny nosy, nitombo ny fandanindaniam-poana ny volam-panjakàna, tsy araka ny vola miditra anatin'ny kitapom-bolam-panjakàna ny vola mivoaka, ambany ny famokarana, santionany tamin'ny tatitry ny Banky Iraisam-pirenena 2024 ireo...
Manana anjara toerana lehibe amin'ny fampidiram-bola ao anatin'ny kitapom-bolam-panjakàna ny jono, ho an'ny jono makamba izao dia manodidina ny 15 hatramin'ny 16 lavitrisa eo isan-taona ny vola azo avy aminy...
Tsy misy fiovàna be misongadina amin'ny toe-pahasalaman'i Papa François mandritra ny fitsaboana azy ao amin'ny Hôpitaly Gemelli raha ny tatitra nataon'ny sampana mpampahalala vaovao ao Vatican...
• Fandraisana an'i Kristy ho namana akaiky ary ho malina hatrany eo anatrehan'ny fisarihana manodoka ka handalina ny finoana, no nanentanan'ny Arsevekan'Antananarivo ny tanora rehetra, nandritra ny famaranana ny JMJ Diosezy tany amin'ny Distrikan'i Mahitsy... • Nanentana ny tanora rehetra ihany koa ny Papa Léon XIV, mba hifikitra mandrakariva amin'i Kristy ny tanora, nandritra ny famaranana ny Jobilin'ny Tanora izay notanterahana tany Roma... • Eo amintsika sy ao amintsika i Jesoa Tompo ao amin'ny Eokaristia, hoy ny Papa Léon XIV, ka andeha isika hisaotra ny Tompo noho ny fanomezana lehibe amin'izao andro Jobily izao. Hafatra nentiny ho an'ny tanora nandritra ny vavaka Angelus omaly...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.