• Mety hivadika rivo-doza mahery "Cyclone Tropicale" ilay rivo-doza HONDE ao amin'ny lakan-dranon'i Môzambika. Efa mipaka any amin'ny morontsiraka atsimo-andrefana ny rahona miaraka aminy androany maraina...
  • Nihaona teny Tsimbazaza omaly ny mpikamban'ny Vaomieran'ny Fandriam-pahalemana notarihan'ny filohany sy ny Ministry ny Foloalindahy. Noresahana nandritra izany ny momba ny tsy fandriam-pahalemana amin'ireo Distrika maro manerana ny nosy, sy ny hetahetan'ny vahoaka eny ifotony...
  • Tombanana hatrany amin'ny 1.100.000 isa ny isan'ny mpandeha horaisin'ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena ety Ivato amin'ity taona 2025 ity araka ny fanazavan'ny tompon'andraikitra...
  • Namaky ady ara-barotra amin'i Eraopa ny fitondran'i Donald Trump. Hoampiharina amin'ireo firenena eraopeana koa y haban-tseranana 25%, ho an'ny entana miditra any Etazonia...

Mba ho fanovana marina sy tena izy

“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...