• Nify efatra an'ilay tovolahy kely zanaky ny tompon-trano voatafika teny Ambodiafontsy, no nongotan'ireo jiolahy nandritra ilay fanafihana, ny alakamisy teo. Efa niaiky ny helony izy ireo, nandritra ny fanadihadiana... • Tafakatra 79 miliara Ariary ny vinavinan'ny teti-bola hampiasain'ny Kaominina Antananarivo, ho an'ity taona 2025 ity. Handalo ny fankatoavan'ny Mpanolotsain'ny tanana ny momba izany... • Tsy resaka bozaka loatra, fa ny fitsabahan'ny fanjakana amin'ny asan'ny Federasiona no anisan'ny tsy hahazoan'ny Kianja Mahamasina “homologation”, hoy ny K2HB...

Mba ho fanovana marina sy tena izy

“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...