• Miditra amin'ny vanim-potoanan'ny karemy manomboka androany ary aharitra 40 andro ny mpino kristianina Katôlika...
  • Fiovan'ny vidin-tsolika isam-bolana : Nahitana fihenany 180 Ariary isaky ny litatra ny lasantsy raha niakatra 80 Ariary isaky ny litatra ny Gazoaly ary 200 Ariary ny solika fandrehitra...
  • Efa niharan'ny fanararaotana mamoafady amin'ny fampiasana teknôlôjia ny 40% amin'ny ankizy eo anelanelan'ny 15 hatramin'ny 19 taona eto Madagasikara...
  • Mitaky ny hamaritana tanteraka ny faritry ny sisin-tany manasaraka azy amin'i Gaza i Israël mialoha ny hanohizana ny fampiatoana ny ady saingy tsy manaiky ny hanaovana izany i Hamas...

Mba ho fanovana marina sy tena izy

“Aza asiana fiatsarambelatsihy ny fitiava-namana. Mankahalà ny ratsy ary miraiketa amin’ny tsara” (Rm 12,9). Hafatry ny Fivondronamben’ny Evekan’i Madagasikara, ho an’ny mpino kristianina katolika, ho an’ny mpitondra fanjakana, ho an’ny tanora Malagasy tsy an-kanavaka, ho an’ny mpiray tanindrazana, ary ho an’ny olona rehetra tsara sitra-po.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...