Efa nivoaka an-dranomasina ilay andro ratsy izay nitety ny tapany avaratry ny nosy. Hitohy ny rotsak'orana indrindra ny ilany afovoany-atsinanan'ny nosy hoy ny Météo...
Makotroka ny ivon'ny fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy ao Mahajanga ao. Naharaisana akony izany...
Voarohirohy tamin'ilay fitifirana an-dRasazy Narindra, ben'ny tanàna tao Mangataboahangy ny anadahiny. Nadoboka am-ponja niaraka tamin'ireo olona 16 hafa izy, omaly...
Manomboka mamaha ny olan'ny fandaharan'asa nokleary iranianina ny filoha amerikanina Donald Trump. Fifampiraharahana na fidirana an-tsehatra ara-miaramila no vahaolana hoy izy...
• Nanentana ireo olom-boatokana handray andraikitra ho vavolombelon'ny fitiavana sy ny fahamarinana eo amin'ny fiaraha-monina, ny Arsevekan'Antananarivo, nandritra ny fankalazana ny Jobily nasionaly ho an'ny olom-boatokana eto Madagasikara... • Nigadona tany amin'ny Arsidiosezin'i Toamasina, toerana hanatanterahana ny JMJ Mada 11, ny Lakoran'ny JMJ sy ny Icône an'i Masina Maria ny sabotsy lasa teo... • Aza mamaly herisetra amin'ny valifaty, hoy ny hafatra fanentanana nataon'ny Papa Léon XIV omaly, nandritra ny vavaka Angelus...
Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.