• Mbola tsy nankatoa ny fifanarahana Afrikana momba ny Zon'ny Vehivavy i Madagasikara... • Ny 80%-n'ny hazo tsy hita afa-tsy eto Madagasikara, dia fanao fanafody avokoa. Saingy efa manomboka ho ringana anefa izy ireo, vokatry ny fanimbana ny tontolo iainana ataon'ny olombelona... • Mitsipaka tanteraka ny fikasan'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra hanoloana ny “Licence Taxi” isan-taona, izay handoavana vola 250.000 Ariary, ny mpitondra fiara karetsaka mivondrona ao amin'ny FTAR...

[Miara-dàlana] Zoma 18 septambra 2026

• Nomarihana ny sabotsy 12 sy alahady 13 septambra 2026 teo ny faha-50 taonan'ny Fiombonan'ny Mpanokatena ao amin'ny Arsidiosezin'i Fianarantsoa... • Manentana amin'ny fanorenana ny fianakaviam-ben'ny olombelona, amin'izao vanim-potoanan'ny saina voatran'olombelona izao, ny Papa Léon XIV... • Miantso ny mpino, handray andraikitra amin'ny fifidianana ny eveka any Bosnie...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...