♦ Voafidy ho mpanolotsaina rezipônaly ho an'ny Afrika atsinanana sy atsimo ny lehiben'ny Fikambanana Salezian'i Don Bosco eto Madagasikara sy ny Nosy Maurice, Mompera Innocent BIZIMANA... ♦ Nidina andalam-be indray ireo mpivarotra amoron-dalàna eny Analakely-. Nilanja sora-baventy izy ireo, tsy faly amin'ny tsy famelàna azy ireo intsony hivarotra, toy ny andavanandro, nanomboka omaly... ♦ Ny akon'ny fanamarihana ny faha-78 taonan'ny tolom-panafahana 29 marsa 1947 ny sabotsy teo. Teo ny teny Mausolé sy ny teny amin'ny tsangambaton'ny mahery fo eny Ambohijatovo... 

[Miara-dàlana] Alatsinainy 24 aogositra 2026

• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...