♦ Namoaka fanambarana iombonana manoloana ny zava-misy eto amin'ny firenena ny filoha teo aloha isany dia Ravalomanana Marc sy Rajaonarimampianina Hery... ♦ Hitohy hatrany ny rotsak'orana amin'ny faritra maro eto Madagasikara. Tombanana ho betsaka kokoa izany amin'ny faritra sasany... ♦ Zava-dehibe ny fiarovana ny vokatra Malagasy sy ireo mpandraharaha Malagasy manoloana ny ady ara-barotra misy maneran-tany hoy ny ANMCC... ♦ Nisy ny fihaonana niarahan'ny Papa François tamin'ireo lehiben'ny dicastères na dia mbola ao anatin'ny fialantsasatra aza izy, hoy ny birao misahana ny fampitam-baovao eo anivon'ny Fiketrahana Masina...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 24 aogositra 2026

• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...