♦ Tontosa ny sabotsy 26 avrily 2025 teo ny fanitrihina ny nofo mangatsiaka an'ny Papa François, tao amin'ny fasana voatokana ho azy ao amin'ny Bazilika an'i Sainte Marie Majeur ao Rome, am-piomanana amin'ny fiatrehana ny CONLAVE, hifidianana ny Papa vaovao ny Kardinaly miisa 135... ♦ Mbola voaazon'i Laura Rasoanaivo indray ny medaly volamena eo amin'ny sokanjin-danja 70kg ho an'ny vehivavy nandritra ny fiadiana ny tompon-dakan'i Afrika, Judo senior,... ♦ Manomboka miverina amin'ny laoniny ny fizahan-tany any amin'ny Faritra atsimo-andrefana, taorian'ny fandalovan'ny valan'aretina Covid-19, mametraka olana ny lafiny fitanterana noho ny haratsin'ny lalana RN7...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 24 aogositra 2026

• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...