♦ Miverina indray ny fahatapahan-jiro mifandimby ho an'ny tambazotra iraisan'Antananarivo, fahatapahana maharitra ora roa eo hoy ny JIRAMA. An-tapitrisany maro anefa ny faty antoka hateraky ny tsy fisian'ny herinaratra ora vitsy fotsiny hoy ny antoko MAEVA... ♦ Fako plastika milanja 19 taonina isa-minitra no misy manary any an-dranomsina, hihatsona ao Toamasina mandritra ny tapa-bolana hanomboka anio 30 avrily ny sambo masoivohan'ny ady atao amin'ny fiparitahan'ny fako plastika any an-dranomasina... ♦ Niampy iray ny haren-tsaina momba ny tantaran'i Madagasikara tamin'ny famoahan'Andriamatoa Imbiky Anaclet ny boky "histoire de l'île sainte Marie..."...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 24 aogositra 2026

• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...