♦Mbola tsy voafaritra aloha hatramin'izao na ho tanteraka na tsia ny famerenana ny fifidianana Ben'ny Tanàna sy Mpanolontsaina any amin'ireo kaominina izay nahitàna olana, nandritra ny fifidianana farany teo... ♦ Nanjombona tsy toy ny isan-taona ny fanamarihana ny fetin'ny asa omaly voalohan'ny volana mey ho an'ny sendikan'ny mpiasa FISEMARE... ♦ Nandrombaka medaly volamena 20 isa ny atleta Malagasy fiadiana ny tompon-dakan'i Afrika natao tatsy Maurice... ♦ Mangata-bavaka amin'ny Kristianina, indrindra ny mpino katôlika, ireo kardinaly mivory ao Rome ankehitriny mba ho tontosa saoamantsara ny "conclave" izay ho atrehan'izy ireo...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 24 aogositra 2026

• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...