♦Manohana tanteraka ny tetik'asa fitrandrahana fasimainty ao amin'ny Faritra Atsimo-andrefana ny Fanjakàna. Hitondra fampandrosoana maharitra ho an'i Toliara sy ny firenena ny orinasa Base Toliara hoy ny filoham-pirenena Andry Rajoelina nandritra ny lahateniny teo amin'ny kianja Maître Kira... ♦ Mitondra ny hetahetany amin'ireo mpanapa-kevitra eto amin'ny firenena momba ny olana mahazo azy, ireo tantsaha niofana tao amin'ny Oniversite natokana ho azy ireo, tantanan'ny FORMAGRI... ♦ Misaona ny tontolon'ny fitantanan-draharaha-panjakàna eto Madagasikara, nodimandry ny alakamisy teo i Gervais Rakotonirina, administrateur Civil, ministry ny atitany teo aloha...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...