♦ "Ny fitiavan-tanindrazana mitarika fandrosoana", izay no tara-kevitra hankalazana ny fetim-pirenena amin'ity taona ity, dia ny faha-65 taona niverenan'ny fahaleovantenam-pirenena. Nampahafantarina tamin'ny fomba ôfisialy androany teny amin'ny Kianja Barea Mahamasina ny sary famantarana ny fankalazana... ♦ Hitarina sy asim-panavaozana ny trano misy ny Ivon-toeram-pirenena momba ny fizahan-tany sy ny fitantanana ny trano fandraisam-bahiny INTH, eny Ampefiloha... ♦ Hita faty nihatona tamin'ny tady ny ben'ny tanànan'i Bemanonga Morondava teo aloha, Roberto Miadamana... ♦ Misesisesy ny fandraisan'ny Papa Léon-XIV ireo tompon'andraiki-panjakàna vahiny ao Vatican...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 24 aogositra 2026

• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...