♦ Noraisin'ny filoha Malagasy teny Iavoloha ny filoha Slôveniana Natasa Pirc Musar ny antoandro teo. Andrasana ny mety ho fehin-kevitry ny roa tonta, amin'izao fihaonana izao... ♦ Mbola tsy ampy 160.000 taonina isan-taona, tsy fahampiana ny famokarana trondro eto Madagasikara. Mamporisika ny rehetra hiditra amin'ity sehatra ity ny Ministeran'ny jono... ♦ I Sainte Marie no mandray ny fanamarihana ny andro maneran-tany ho an'ny tontolo iainana. Fanamby napetraka ny haha-môdely amin'ny nosy tsy misy fako plastika ny any an-toerana... ♦ Hiatrika fifidianana filoham-pirenena ny any Korea-Atsimo, miisa 3 ireo kandidà hifaninana amin'izany...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 24 aogositra 2026

• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...