• Mbola marisarisa amin'ny fanangan-tsaina ny isan-tokantrano amin'izao 12 andro nanombohan'ny fankalazana amin'ny fomba ofisialy ny faha-65 taona niverenan'ny fahaleovan-tena izao... • Andro faharoa, sady farany, amin'ny fihaonana mivantana eo amin'ireo Solombavam-bahoaka sy ny mpikamban'ny Governemanta ny androany. Fotoana iandrasana ny valintenin'ny Governemanta... • Nikarakara hetsika iray, entina hanakatonana ny asan'ny FES eto Madagasikara nanomboka ny maraina teo, ny ekipa miandraikitra ny fanoratana ao amin'ny gazety boky Politikà...

[Miara-dàlana] Sabotsy 25 oktobra 2025

Notendren’ny Papa Leon XIV ho Eveka mpandimby toerana (évêque coadjuteur) ao amin’ny Arsidiosezin’i Fianarantsoa i Mgr Jean Nicolas Rakotojaona, izay eveka mpanampy ao amin’ny Diosezin’i Morondava, ankehitriny.

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...