♦ Mikatsaka hatrany ny fanampiana ny tanora amin'ny fanohanana azy ireo ahita fanofanana arak'asa sahaza azy ny Don Bosco Madagasikara. Fahombiazana ny fihaonambe fifampizaran-kevitra natao tao Toliara sy Fianarantsoa tamin'ity volana jona ity...  ♦ Tsy aharitra ela ny ady eo amin'i Iran sy Israel hoy ny Profesora Ralison Roger. Misy akony amin'ny tany madinika toa an'i Madagasikara nefa ity ady ity... ♦ Hahazo fankatoavana iraisam-pirenena atsy ho atsy ny kianjan'i Barea etsy Mahamasina hoy ny Ministry ny tanora sy ny fanatanjahantena. Efa mikarakara ny fomba hanatsaràna ny bozaka ilalaovana ny tompon'andraikitra hoy Andriamatoa Abdulah Moustapha...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 24 aogositra 2026

• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...