♦ Hilatsaka ho mpanelanelana eo amin'ny raharaham-pirenena ny vondrona Panorama. Misy vondrona pôlitika hafa sy Firaisamonim-pirenena miara-dia amin'izy ireo amin'izany ka tanjona ny hampifanantonana ireo mpanao pôlitika mitovy fomba fijery... ♦ Ho ambohipihaonan'ireo mpisehatra loharanon-karena anaty ao amin'ny Faritra Amoron'i Mania ny hetsika FOARA AMBALASIRA, izay hatao ny 20 hatramin'ny 24 aogositra ho avy izao... ♦ Efa manomboka nivoaka omaly ny voka-panadinana CEPE... ♦ Nilaza ho efa nanafika an'i Iran indray ny tafika Israelianina androany sabotsy...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 24 aogositra 2026

• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...