♦ Tsy mahazo manao tandrevaka ary tsy tokony hamela ny hafa mbola hiady hevitra momba ny fiandrianam-pizakana feno an'ireo Nosikeliny i Madagasikara hoy ny Sehatry ny Raiamandreny "SERA". Fabambarana manoloana ny dinika atao any Frantsa anio... ♦ Mila manova fomba fiaina manomboka izao ny Malagasy manoloana ny firongatry ny fanampozinana ara-tsakafo nitranga tato ho ato hoy ny solombavambahoaka Imbiky Herilaza... ♦ Mandeha ny asa fanarenana ny ala honko simba ataon'ny orinasa Bôndy any amin'ny Fritra Diana, amin'ny alalan'ny tetik'asa Ma Honko. 600 Ha ny ala honko simba efa voaharina tao anatin'ny 2 taona niasan'ny orinasa tany...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 24 aogositra 2026

• Pretra 11 mirahalahy no nohamasinina tamin'ny sabotsy 22 aogositra 2026, ho an'ny Arsidiosezin'Antananarivo... • Nodimandry teo amin'ny faha-81 taonany ary faha-53 taona naha mpisoron'ny Avo indrindra azy, i Mompera Rakotomahefa Pierre Marcial... • Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena ny Papa Léon XIV, mba hampitombo ireo fepetra ahafahana misakana ny fihanaky tsimokaretina mitondra ny Ebola...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...