• Tsy mitsaha-mitombo ny isan'ny olona mitondra ny VIH Sida amin'izao fotoana izao eto Madagasikara. Tsy ampy ny fitaovana entina misoroka ny fiparitahan'ny tsimok'aretina, raha ny fanadihadiana nataon'ny tetikasa SYCAVI... • Mila hamafisina ny fanabeazana sy ny fanentanana ny olom-pirenena amin'ny fanajana ny fahadiovana amin'ny sakafo sy ny fanaraha-maso ireo entana amidy eny an-tsena, mba hisorohana ny tranga fahapoizinana ara-tsakafo tato ho ato... • Ambohim-pihaonan'ny orinasa mpamokatra fromazy, vokatra malagasy vita amin'ny ronono, sy ny mpajifa eny amin'ny zaridainan'Antaninarenina, hatramin'ny rahampitso sabotsy...

[Miara-dàlana] Zoma 14 aogositra 2026

• Solontena 37 avy amin'ny diosezy 20 amin'ny 22 no nandray anjara tamin'ny fiofanana momba ny fampiharana ny Eglizy miara-dia... •Nantsoin'ny Ray handray ny valin-kasasarany teo amin'ny faha-89 taonany i P. Baigny Dezy... •Hankalazaina any Jourdanie amin'ny 2030 ny faha-2000 taonan'ny nanaovana Batemy an'i Jesoa...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...