♦ Nilaza ny tonia mpampanoa lalàna eo anivon'ny fitsaràna omaly fa tsy azo havoaka ho fantatry ny rehetra ny anaran'ilay singa hita tamin'ny fitiliana tany Frantsa, momba ny raharaha Ambohimalaza... ♦ Tsy mbola nisy laza adina bakalôrea 2025 nivoaka mialoha ny fotoana hoy ny eo anivon'ny Ministeran'ny Fampianarana Ambaraotonga Ambony, omaly. Miantso ireo mpiadina, ray aman-dreny mba tsy hanana ahiahy izy ireo... ♦ Olona miisa telo no voasambotra ary mbola tsy tafaverina amin'ny fianakaviany, vokatry ny raharaha Base Toliara. Nafampàna ny toe-draharaha nanomboka ny faran'ny herinandro teo, hoy i Elia Rabevahiny, zanak'i Toliara-II...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...