♦ Tafapetraka eny amin'ny Kianja Barea Mahamasina ny ivon-toerana handrindra sy hitantanana ny fizotran'ny fihaonana antampon'ireo filoham-panjakàna sy governemanta eo anivon'ny SADC ny 3 hatramin'ny 18 aogositra, ahitàna vaomiera 14 mandrafitra izany...  ♦ Tapitra ny faran'ny volana jolay izao ny fe-potoam-piasan'ny tale jeneralin'ny Madagascar Airlines, Thierry De Bailleul. Hisokatra ho an'ireo maniry ny te ho tale jeneralin'ity kaompania ity ny fitadiavana olona vaovao hoy ny ministera... ♦ Nidina ho 58,95% ny taham-pahafahana fanadinam-panjakàna BEPC manerana ny nosy tamin'ity taona 2025 ity...

[Miara-dàlana] Zoma 14 aogositra 2026

• Solontena 37 avy amin'ny diosezy 20 amin'ny 22 no nandray anjara tamin'ny fiofanana momba ny fampiharana ny Eglizy miara-dia... •Nantsoin'ny Ray handray ny valin-kasasarany teo amin'ny faha-89 taonany i P. Baigny Dezy... •Hankalazaina any Jourdanie amin'ny 2030 ny faha-2000 taonan'ny nanaovana Batemy an'i Jesoa...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...