♦ Nanolo-kevitra ho an'ny CENI hanatsaràna ny zotram-pifidianana eto Madagasikara ny Kômity mitandro ny fahitsiana na ny CSI. Tokony ampidirina anatin'ny Lalam-pifidianana ny ady amin'ny kolikoly... ♦ Manaraka ny vidin'ny solika eo amin'ny tsena iraisam-pirenena ny vidin'ny solika eto Madagasikara. Ny vidin-tsolika tamin'ny volana jona lasa teo no mihatra eto Madagasikara amin'izao volana aogositra izao, hoy ny Ministra tompon'andraikitra... ♦ Namoaka fanambaràna omaly voalohan'ny volana aogositra ny OJM holafitry ny Mpanao Gazety, manoloana ny valin-teny nataona filohan'Andraim-panjakàna iray tamin'ny mpanao gazety, izay miendrika fihetsika tsy mendrika...