♦ Lesoka amin'ny tontolo pôlitika Malagasy ny tsy fahampian'ny fanabeazana ireo mpikambana ao aminy hoy ny Antoko Isika Mpandresy... ♦ Ravan'ny sampan-draharaha misahana ny fanadihadiana manokana sy miady amin'ny hosoka ny tambazotra iray mpandefa mpiasa any ivelany amin'ny fampiasana taratasy hosoka... ♦ Handeha mivantana amin'ny TVM ny lalao hifanandrinan'i Barea sy ny ekipan'i Soudan amin'ny lalao manasa-dalan'ny CHAN tanterahana rahampitso talata 26 aogositra ... ♦ Olona maherin'ny 300.000 no tsy maintsy hafindra toerana, hentanina hiala amin'ny toeram-ponenany hisorohana ny loza mety hitranga mandritra ny fandalovan'ilay Typhon Kajiki ...