• Tontosa androany ny lanonam-panjakana manetriketrika nandraisan'i Madagasikara ny kabeson'ny Ampanjaka Toera sy ireo roa lahy mpitari-tafika niara-dia taminy. Efa nentina nihazo an'i Manabe ireo kabeso... • Miroso amin'ny fijerena ireo lalam-piofanana mety sy tiany arahana akehitriny, ireo mpianatra vao afaka bakalorea. Hita taratra izany eny amin'ny hay ranty tanterahana eny Mahamasina... • Tsy marina ny filazana fa takiana vola 250.000 Ariary ireo mpiofana ho mpandraharahn'ny fonja. Nandiso izany ny Tale Jeneralin'ny sekoly ENAP...

[Miara-dàlana] Zoma 31 jolay 2026

• Tonga ao amin'ny Diosezin'Ambanja ny relikan'i Masindahy François d'Assise... • Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny “Aumônerie Catholique de l'Administration Pénitentiaire” (ACAP) eto Madagasikara... • Mamarana ny fankalazana ny faha-100 taona nahatongavany teto Madagasikara ny Fikambanana Trinitera...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...