• Miatrika ny lalao ihaonana amin'i Tchad, anatin'ny fifanintsanana Mondial 2026, ny Barea, nanomboka tamin'ny 7 ora hariva teo... • Nampiomana ny mpanjifa ny orinasa JIRAMA, fa ho mafy ny delestazy amin'izao main-tany izao. Taraiky loatra ny vahaolan'ny fanjakana, hoy ny mpiaro ny zon'ny mpanjifa PMH, manoloana izany... • Nanomboka androany ny taom-pianarana 2025-2026 manerana ny nosy. Tsy misy fiovana firy tamin'ny teo aloha ireo tetiandro samihafa efa voafaritra, ka tsy hifarana raha tsy amin'ny volana jona amin'ny taona ho avy...

[Miara-dàlana] Zoma 14 aogositra 2026

• Solontena 37 avy amin'ny diosezy 20 amin'ny 22 no nandray anjara tamin'ny fiofanana momba ny fampiharana ny Eglizy miara-dia... •Nantsoin'ny Ray handray ny valin-kasasarany teo amin'ny faha-89 taonany i P. Baigny Dezy... •Hankalazaina any Jourdanie amin'ny 2030 ny faha-2000 taonan'ny nanaovana Batemy an'i Jesoa...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...