• Tsy handray anjara amin'ny fifidianana Loholona hotanterahana ny alakamisy 11 desambra 2025 ny mpanohitra. Fifidianana tsy ara-dalana no kasaina hatao, hoy ny Pasitera Edouard Tsarahame, androany... • Nandresy tamin'ny fifidianana Ben'ny Tanana tao Betroka Ambonivohitra ny kandidan'ny GJMP. Tsy lany indray ny Ben'ny Tanana IRMAR, izay efa nitondra ny Kaominina, araka ny didy nivoaka ny 5 septambra 2025... • Mandray fiofanana avy amin'ny Federasiona ho an'ireo mpitsara Basketball isika eto Madagasikara. Tanora mpitsara avy amina firenena 11 aty Afrika no miatrika izany, nanomboka androany...

[Miara-dàlana] Zoma 31 jolay 2026

• Tonga ao amin'ny Diosezin'Ambanja ny relikan'i Masindahy François d'Assise... • Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny “Aumônerie Catholique de l'Administration Pénitentiaire” (ACAP) eto Madagasikara... • Mamarana ny fankalazana ny faha-100 taona nahatongavany teto Madagasikara ny Fikambanana Trinitera...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...