• Mitombo ny isan'ny mpizaha tany tonga eto Madagasikara tamin'ity taona ity, hoy ny Minisitra tompon'andraikitra. Hatao ao Maorondava ny fankalazana ofisialy ny Andro eran-tany ho an'ny Fizahan-tany, ny 27 sy 28 septambra 2025... • Nampiato vonjy maika ny fividianana katsaka eto an-toerana ireo orinasa lehibe mampiasa ny katsaka ho akora fototra, manoloana ny tsy fahampian'ny vokatra sy ny fiakaran'ny vidiny eo amin'ny tsena... • Efa niomana hatramin'ny ela amin'ny fifidianana Loholona hatao ny 11 desambra 2025 ny IRMAR, ao amin'ny Distrikan'Ambatofinandrahana, Faritra Amoron'i Mania. Tsy manana olana amin'ny mpifidy vaventy izy ireo, hoy ny Solombavam-bahoaka Razafindrabary Richard...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...