• Andro faharoa amin'ny hetsika fitakiana jiro sy rano anio. Mitohy ny hetsika ary mbola misy ireo mikasa hanararaotra handroba... • Naneho hevitra voalohany, teo amin'ny pejy Facebook-ny, manoloana izao zava-misy eto amin'ny firenena izao ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina. Manameloka ny fihetsika fanapotehana sy fahapotehana tiana apetraka eto amin'ny firenena... • Hiatrika fivoriana anio tolakandro ny FFKM ary hanao fanambarana. Azo antoka fa mahakasika ny zava-misy eto amin'ny firenena no lahadinika amin'izany...

[Miara-dàlana] Zoma 14 aogositra 2026

• Solontena 37 avy amin'ny diosezy 20 amin'ny 22 no nandray anjara tamin'ny fiofanana momba ny fampiharana ny Eglizy miara-dia... •Nantsoin'ny Ray handray ny valin-kasasarany teo amin'ny faha-89 taonany i P. Baigny Dezy... •Hankalazaina any Jourdanie amin'ny 2030 ny faha-2000 taonan'ny nanaovana Batemy an'i Jesoa...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...