♦ Tsy hirotsaka ho fidiana filoham-pirenena amin'ny taona 2028 intsony ny filoha Andry Rajoelina, tsy maintsy foana tanteraka ny delestazy mandra-pahatapitry ny fe-potoana hiasany, raha ny nambarany androany tamin'ny fihaonany tamin'ireo hery velona rehetra teny Iavoloha... ♦ Miroso amin'ny fitokonana faobe ny mpiasan'ny Ministeran'ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovain-jafy manerana ny nosy, manameloka ny fampiasana herisetra amin'ireo vahoaka manao ny hetsika an-dalambe ihany koa izy ireo... ♦ Miatrika lalao hihaonana amin'i Comores anatin'ny fifanintsanana ho any amin'ny Mondial 2026 indray ny Barea amin'izao fotoana izao...

[Miara-dàlana] Zoma 14 aogositra 2026

• Solontena 37 avy amin'ny diosezy 20 amin'ny 22 no nandray anjara tamin'ny fiofanana momba ny fampiharana ny Eglizy miara-dia... •Nantsoin'ny Ray handray ny valin-kasasarany teo amin'ny faha-89 taonany i P. Baigny Dezy... •Hankalazaina any Jourdanie amin'ny 2030 ny faha-2000 taonan'ny nanaovana Batemy an'i Jesoa...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...