♦ Tsy marina ny vaovao niely tamin'ny tambazotra serasera fa misy ny didy fampisamborana iraisam-pirenena ho an'ilay mpandraharaha Mamy Ravatomanga, raha ny nambaran'ny PAC tendrom-pitsaràna miady amin'ny kolikoly... ♦ Tontosa ny sabotsy teo teny amin'ny kianjan'ny 13 mey Analakely ny lanonana nisaorana ny vahoakan'Antananarivo sy i Madagasikara manontolo, noho ny fahavitan'ny tolom-bahoaka... ♦ Manamboninahitra miaramila entitra manana fahitsiana sy fahamarinana no tokony ho tendrena ho praiministra hoy ny jeneraly Jean Alfred... ♦ Tsy voahaja sahady ny fampitsaharana ny ady eo amin'ny Hamas sy ny tafika Israeliana...

[Miara-dàlana] Zoma 14 aogositra 2026

• Solontena 37 avy amin'ny diosezy 20 amin'ny 22 no nandray anjara tamin'ny fiofanana momba ny fampiharana ny Eglizy miara-dia... •Nantsoin'ny Ray handray ny valin-kasasarany teo amin'ny faha-89 taonany i P. Baigny Dezy... •Hankalazaina any Jourdanie amin'ny 2030 ny faha-2000 taonan'ny nanaovana Batemy an'i Jesoa...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...