♦ Hisitraka rano fisotro madio, afaka iray volana ny mpianatra eny amin'ny Université Polytechnique Vontovorona... ♦ Mbola miankin-doha amin'ny frantsay ny toe-karena malagasy ary voabaikony hatramin'ny mpitondra hatramin'izay, hoy ny mpandraharaha Ramananarivo Daniel... ♦ Nijoro ary nanao fanambarana manoloana ireo ambarany ho tsindry sy fanararaotana misy, amin'ireo harem-pirenena eny Angavokely, ny vondron'olona ifotony Soa Iombonana Angavokely (VOI SOIMANGA)... ♦ Manome 60 andro an'Andriamatoa Jacob Zuma, filohan'i Afrika-Atsimo teo aloha, ny fitsaràna any an-toerana hanefany vola an-tapitrisany euros amin'ny fitsaràna...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 16 novambra 2026

• Mahaiza miaina amim-pilaminana ary samia manao tsara ny asany. Io no hafatra nanentanan'ny Fivondronamben'ny Evekan'i Madagasikara ny mpino rehetra, taorian'ny Fivoriambe izay notanterahin'izy ireo teto Antananarivo… • Nifarana omaly ny Fihaonamben'ny Pretra Diosezanina, izay notanterahana tany amin'ny Diosezin'Antsirabe. Pretra 1126 no niatrika izany… • Làlana iray itomboana ny aretina, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly…

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...