♦ Nogiazan'ny Fitsaràna Ambony atsy amin'ny Nosy Maorisy sy kaontim-bola amin'ny Banky sy ireo orinasan'Andriamatoa Mamy Ravatomanga ; nivoaka ny didy mirakitra izany... ♦ Tsy tokony ho maika loatra isika mitsara ny fitondràna fa tsy mankany amin'ny fanovàna hoy ny RMDM. Nambaran'izy ireo fa mbola ao anatin'ny fanadiovana ny firenena ny mpitondra fa mbola tsy miroso amin'ny fanovàna... ♦ Harenina ny valan-javaboahary eny Tsimbazaza, mialoha ny hanamarihana ny faha-100 taonany. Ministra telo eo anivon'ny Governemanta no nidina teny an-toerana, omaly... ♦ Midina an-dalambe ny mpianatry ny Oniversite any New Dehli-Inde, noho ny rivotra maloto...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 10 aogositra 2026

• Tontosa omaly ny fanamasinana ho pretra ireo diakra mirahalahy, avy amin'ny Fikambanana Saleziana Don Bosco... • Hotontosaina manomboka ny 16 hatramin'ny 23 aogositra 2026 ny Zaikabe sy ny Fivoriamben'ny Fanilon'i Madagasikara... • Hanatanteraka Famangiana Apostolika any France ny Papa Léon XIV, ny 25 hatramin'ny 28 septambra 2026...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...