♦ Miantso ny olom-pirenena rehetra indrindra fa ny mpanao politika hifanome tanana hikatsaka ny tombontsoa iombonan'ny vahoaka ny Vovonana Iombonan'ny Tanora Malagasy (COJM) Mifanatona sy miresaka amin'ny mpitondra isan-tsokajiny moa izy ireo manoloana izany... ♦ Manaitra ny Fanjakàna foibe handefa ara-potoana ny vola fanampiana ny Kaominina ny Ben'ny tanànan'i Bemasoandro-Itaosy, Distrika Antananarivo-Atsimondrano ; tsy ampy isahanana ny fampandehanana ny fampandrosoana ny hetra miditra hoy izy... ♦ Nomarihana omaly ny andro eran-tany ho an'ny olona manana fahasembanana. Faritra isan'ny nankalaza izany Amoron'i Mania...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 10 aogositra 2026

• Tontosa omaly ny fanamasinana ho pretra ireo diakra mirahalahy, avy amin'ny Fikambanana Saleziana Don Bosco... • Hotontosaina manomboka ny 16 hatramin'ny 23 aogositra 2026 ny Zaikabe sy ny Fivoriamben'ny Fanilon'i Madagasikara... • Hanatanteraka Famangiana Apostolika any France ny Papa Léon XIV, ny 25 hatramin'ny 28 septambra 2026...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...