♦ Hanomboka anio eny Tsimbazaza ny fivoriana tsy ara-potoana ho an'ny parlemanta... ♦ Afaka nody rehefa nohadihadiana nandritry ny adim-pamantaranandro iray, teny amin'ny pôlisy misahana misahana ny heloka bevava teny Anosy, tamin'ny sabotsy teo, ny Jeneraly Ramakavelo Désiré... ♦ Naharitra roa taona be izao ny fisandohan'ny vehivavy iray ho pôlisy ka nahafahany nanondrana an-tsokosoko sokatra... ♦ Tsy nisy ny marimaritra iraisana nandritra ny dinika teo amin'ny delegasiôna iraniana sy amerikana, izay natao tany Islamabad ny faran'ny herinandro teo...