• Mpiofana 789 mianadahy nivoaka teo anivon'ny École Normale Supérieure, no horaisina ho mpiasam-panjakana amin'ity taona 2026 ity. Nozaraina teny Mahamasina ny fifanarahana araka asa ho azy ireo... • Tsy hisy fiantrainkany amin'ny mpianatra ny olona misy eo anivon'ny Sekolim-pirenena manofana momba ny fanamoriana fiaramanidina sy ny famantarana ny toetrandro, na ny ENEAM, raha ny nambaran'ny Minisitry ny Fitaterana sy ny Famantarana ny toetrandro... • Mitondra ny anjara birikiny amin'ny fanampiana ireo olona marefo niharan'ny rivodoza Gezani, ny orinasa Startimes, ka hanolotra "Kit solaire", angovo azo avy amin'ny herin'ny masoandro, ho an'ny tokantrano miisa 1.200...