♦ Vonona hiatrika ny fikaonandoham-pirenena ny FFKM. Nasongadin'ny Filohan izany omaly, tamin'ny fanokafana ny Kômity foibe teny Ilafy... ♦ Tafakatra 6 amin'izao fotoana izao ireo olona matin'ny valanaretina MPox eto Madagasikara. Vehivavy iray, avy any Diana no namoy ny ainy, raha ny tatitra ôfisialy nivoaka omaly... ♦ Iray vondrona amin'ny firenena mpampiantrano i Madagasikara amin'ny dingana fifanintsanana ho any amin'ny CAN 2027, taorian'ny antsapaka omaly. Sarotsarotra ny fiadian-toerana ho an'ny Barea... ♦ Misy fivoarana miabo ny dinika amin'i Iran, manoloana ny ady any Moyen-Orient hoy ny filoha Amerikana...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 20 jolay 2026

• Tontosa ny sabotsy lasa teo ny fanamasinana ho pretra an'i Diakra Soamiely Alid Michel sy ny Diakra Razafimahafaly André avy amin'ny fikambanana Teny Andriamanitra... • Tafiditra tao anatin'ny fandalovan'ny “reliques” an'i Masindahy François d'Assise teto amin'ny Arsidiosezin'Antananarivo, ny fanamasinana pretra efatra sy diakra telo avy amin'ny fikambanana Ordre des Frères Mineurs Capucins... • Avoitran'ny fanoharana momba ny vary sy ny tsiparifary, ny fomba fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainantsika olombelona sy eo amin'ny tantaran'i Jesoa Kristy, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny vavaka Angelus omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...