♦ Mila avaozina ny rafim-pamokarana eto Madagasikara mba hafahana mahazo vokatra haingana sy azo tsapain-tanana eo amin'ny sehatry ny famokarana ara-tsakafo hoy ny Ministry ny Fambolena sy ny Fahavitan-tena ara-tsakafo... ♦ Mahatsapa ny firaisan-kinan'ny sendikan'ny mpiasan'ny fahasalamana fa misy mitsinjo ny mpiasa eto Madagasikara ny fitondram-panjakàna ankehitriny. Misy ihany koa ny fahalalahana sendikaly...♦ Manome lanja manokana ny fikarohana amin'ny fanabeazana sahaniny, ny Ivon-toerana ambony ho an'ny Polytechnique eto Madagasikara (ISPM) eny Antsombolo-Ambatomaro...

[Miara-dàlana] Zoma 11 septambra 2026

• Tovolahy miisa valo no nanonona ny Voady Voalohany, hiditra ho mpikambana ao amin'ny Fikambanana Salezianin'i Don Bosco, ny talata 8 septambra 2026... • Fanomezana sarobidy sy andraikitra tsy maintsy arovana ny fahamendrehan'ny maha olona, hoy ny Papa Léon XIV, nandritra ny “Audience générale” ny alarobia 9 septambra 2026... • Nandray ireo Eveka vaovao miisa 147 namonjy ny fiofanana any Roma, ny Papa Léon XIV omaly...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...