• Nahitana fanodikondinam-bola 833 tapitrisa Ariary teo anivon'ny Minisiteran'ny Fanabeazam-pirenena. Voarohirohy ny Minisitra teo aloha, mety hovoasaringotra ny Filoha teo aloha, hoy ny tatitry ny PAC... • Tsy mankasitraka ny fisian'ny dinika politika ankehitriny ny Solombavam-bahoaka Pety Rakotoniaina. Nambarany fa sao sanatria tetika politika hamerenana ny Filoha teo aloha, na hizarana seza izany... • Nanambara ny PDS omaly fa vola 50.000 Ariary ihany no zakan'ny kitapom-bolan'ny Kaominina Antananarivo amin'ilay tambin-karama momba ny trano fonenana takian'ny sendikan'ny mpiasa...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 10 aogositra 2026

• Tontosa omaly ny fanamasinana ho pretra ireo diakra mirahalahy, avy amin'ny Fikambanana Saleziana Don Bosco... • Hotontosaina manomboka ny 16 hatramin'ny 23 aogositra 2026 ny Zaikabe sy ny Fivoriamben'ny Fanilon'i Madagasikara... • Hanatanteraka Famangiana Apostolika any France ny Papa Léon XIV, ny 25 hatramin'ny 28 septambra 2026...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...