♦ Voatendry ny anaran'ireo mpikambana ao anatin'ny kômity teknika misahana ny fikaonandoham-pirenena... ♦ Vondrona pôlitika maromaro no efa nakàna hevitra momba ny fanomanana ny fifidianana teny Iavoloha. Tena fakàn-kevitra no natao fa tsy dinika pôlitika hoy ny Filohan'ny Antoko Ilo Mada, androany... ♦ Nankatoavin'ireo parlemanta amerikana roa tonta ny hanitaran ny AGOA amin'ny taona 2028. Antoka fahamarinan-toerana ho an'ireo mpanondrana sy mpampiasa vola eto Madagasikara izany hoy ny Minisiteran'ny Varotra sy ny Fanjifàna... ♦ Tsy mitsaha-mitombo ny isan'ny olona matin'ny EBOLA any RD Congo...