♦Zoma ny andro ary manamarika izany ny fanomezan-danja ny fitafy Malagasy. Hitondra ny heviny momba izany Sy Ratolojanahary Mpanoratra, Mpanabe an-tserasera sady Mpanao gazety ... ♦ Manomana hetsika hahatsiarovana ny tolona nataon'ny tanora Malagasy tamin'ny taona 2025 izay tonga hatrany amin'ny firodanan'ny fitondrana teo aloha, ny governemanta ankehitriny... ♦ Nifantoka indrindra tamin'ny tontolon'ny haitao sy ny fivoaran'ny teknolojia ny fifaninanana Hackaton ITOVIA andiany voalohany... ♦ Manentana ireo Eveka any amin'ny tany Arabo ny Papa Léon-XIV mba ho mpamafy fiadanana...