♦ Mivahiny mandritry ny 13 andro eto Madagasikara ny lehibe maneran-tanin'ny fikambanan'ny Masera "Fille de Marie Auxiliatrice" Notsenaina tamin'ny fomba miavaka tetsy Ivato omaly izy... ♦ Volavolan-dalàna 6 misy fiantraikany amin'ny fiainana ara-tsôsialy sy toe-karen'ny malagasy no nankatoavin'ireo Solombavambahoaka teny Tsimbazaza omaly... ♦ Tsy tontosa hatramin'ny farany ilay fifaninana fanamoriana moto "Imerinkasinina Race Cup". Nitondra fanazavana momba ny zava-nitranga ny sabotsy teo ny avy amin'ny mpikarakara, omaly... ♦ Mikasa ny hivarotra fitaovam-piadiana amin'i Chine i Etazonia...