• Misy lesoka mila harenina ny fanatanterahana ny fanadinam-panjakana CEPE sy BEPC eto amintsika. Isan'izany ny hosoka sy ny kolikoly amin'ny endriny samihafa. Toa izany koa ny fivoahan'ny laza adina mialoha... • Mbola olana amin'ny tetibola eto Madagasikara ny tsy fandraisan'ny olom-pirenena anjara amin'ny dingana atao momba azy. Tsy mitsahatra mitaky ny laharam-pahamehana amin'ny tetibola ny firaisamonim-pirenena, hoy ny MSIS Tatao... • Mila miaiky heloka ireo mpomba ny fitondrana teo aloha ka manohana indray ny fitondrana Fanavaozana ankehitriny, noho ny tsy mety nataon'izy ireo teto amin'ny firenena, hoy ny antoko FTPM, na ny Fikambanan'ny Tanora Mpitolona Malagasy...

[Miara-dàlana] Alatsinainy 5 ôktôbra 2026

• Notanterahina omaly teo amin'ny kianja Lycée Technique Marie Auxiliatrice Ivato, ny famaranana ny fankalazana ny faha-40 taona nahatongavan'ny Masera Filles de Marie Auxiliatrice teto Madagasikara... • Fankalazana maro sosona no notanterahina tao amin'ny Arsidiosezin'Antsiranana omaly... • Tanim-boaloboka tsy maintsy kolokoloina amim-pahamarinana ny Eglizy, hoy ny Papa Léon XIV omaly, nandritra ny vavaka Angelus...

Tohiny...

Tsy misy afaka manavotra antsika afa-tsy Andriamanitra

I Jesoa Kristy, Ilay Zanak'Andriamanitra tonga olombelona, no fanantenana famindrampo sy fanavotana ho antsika olombelona.

Tohiny...

Zatti, rahalahinay

Ny horonan-tsary "Zatti, notre frère" (Argentina, 2020) dia manoritsoritra ireo vanim-potoana tena sarotra teo amin'ny fiainany. Tao Viedma no nitranga ny tantara tamin'ny taona 1941 : 60 taona i Zatti ary noterena handao ilay toeram-pitsaboana izay nikatrohany amam-polo taonany maro. Fitsapana mivaivay ho an'ny finoany sy ny herim-pony izany.

Tohiny...